plt-x-tanala_jdg_text_reg/02/01.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 1 iakatre avy tao Gilgala henga agny Bokima anjelin'i Yaveh,ary nagnano hoe:''Nitondra anareo niakatre avy tao Egypta Iaho, ary nitondra anareo tagny amin'ny tany nifantako homena ireo rajagnareo Hoy aho:''Tsy handrava ny fagnekeko aminareo mihitsy Iaho. \v 2 Aja magnano fagnekena ijay nidoboke ao amin'itoy tany itoy anareo. Ôke horavanareo ny alitaran-dreo. Nefa tsy niteno ny feoko anareo. Fa ino itoy natanareo?