plt-x-tanala_jdg_text_reg/02/06.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 6 Ary laha nagnirake ny vahôkan'i Israely tamin'ny lalan-dreo Josoa, die nenga agny amin'ny toerana vôtendry ny vahôkan'i Israely kiraidraike, mba hangala ny tanin-dreo. \v 7 Nanompo an'i Yaveh nandritre ny androm-piaignan'i Josoa sy ireo loholona ijay mbola velogna tafaran'ny vahôka, ary ireo ijay nahita ny asa lehiben'i Yaveh abiaby namboariny ho an'i Israely. \v 8 Josoa janake lahin'i Nona mpanompon'i Yaveh, die maty teo amin'ny faha-110 taonany.