plt-x-tanala_jdg_text_reg/13/19.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 19 Ary nalain'i Manoa niarake tamin'ny fagnatitre ho hanina ny janak'osy ka natolony teo ambony vatolampy ho an'i Yaveh ireo.Nagnao raha mahajendagna ijy laha igny nijaha igny i Manoa sy ny vadiny.\v 20 Laha niakatre avy teo amin'ny alitara nenga agny an-danitra ny lela afo, die niakatre tao agnatin'ny lela afon'ny alitara ilay anjelin'i Yaveh. Nahita an'ijany i Manoa sy ny vadiny ary nampiankohoke ny tarehin-dreo tamin'ny tany.