plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/01.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ny nahafaty an'i Ehoda die nagnano ijay ratsy teo imason'i Yaveh indraike ny vahôkan'Isarely. \v 2 Namidin'i Yaveh teo an-tagnan'i Jabina mpanjakan'i Kanana ijay nanjake tao Hazora areo. Ny agnaran'ny mpitari-tafiny die i Sisera, ary nidoboke tao Harosetan'ireo Jentilisa ijy.\v 3 Niantso vonjy mahare tamin'i Yaveh ny vahôkan'iIsraely, satria nanagna kalesy vy sivinjato Sisera ary nampahory ny vahôkan'i Israely tamin-kery nandritre ny rôpolo taogna ijy.