1 line
371 B
Plaintext
1 line
371 B
Plaintext
Avy tegne no nandroso nanohitre ireo mponign'ny Debira ireo lelahin'i Joda(ny agnaran'i Debira teo aloha die i Kiriaty Sefera). Hoy i Kaleba: ''N'ija n'ija manafike an'i Kiriaty Sefera ary mangala an'ijany die homeko an'ajy i Aska, janako vavy mba ho vadiny. '' Otniela janake lahin'i Kenaza(zandry lahin'i Kaleba) nanambotre an'i Debira, ka die nomen'i Kaleba an'ajy i Q |