plt-x-tanala_jdg_text_reg/02/20.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 20 Nirehitre tamin'i Israely ny havigniran'i Yaveh; hoy Ijy:" Satria itoy firenena itoy die nandrava ireo jakan'ny fagnekeko ijay napetrako ho an'ireo rajagny-satria tsy niteno ny feoko areo-\v 21 Iaho,manombok'ijao, die tsy handrôka eo alohan-dreo na ny raike amin-dreo firenena ijay navelan'i Josoa laha maty ijy. \v 22 Hagnano an'ijany Iaho mba hahafahako mitsapa ny Israely, na hitandrigna ny lalagn'i Yaveh sy handeha amin'ijany areo na tsia, hotrin'ny nitandreman'ny rajagn'ireo an'ijany. \v 23 Ijany no antony nandôjan'i Yaveh ireo firenena ireo sy tsy nandroahana an-dreo malaky tao ary nagnomejany an-dreo teo an-tagnan'i Josoa.