plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/09.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 9 Ny foko mankasitrake ny mpanapake ny Israely, miarake amin'ireo vahoke ijy nanolo-tegna ampifaliana-isaorantsena Yaveh noho areo! \v 10 Eritrereto ijao-anareo ijay mideba ampondra fotsy midoboke eo amin'ny lamba ho solon'ny lasely, ary anareo ijay mandeha amin'ny lalagna.