plt-x-tanala_jdg_text_reg/19/29.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 29 ha tonga tagny an-dragnony ilay Levita, die nangala antsy ijy, ary noresiny ny vaditsindranony, ary notetehiny, isam-pamavanin-taolagna, ho roe ambin'ny folo tetike, ary nampitondra an'ijany naneragna ny Israely abiaby. \v 30 Ijay abiaby nahita an'ijany die nijaka hoe: ''Raha mbola tsy nisy nagnano na nahita lahatamin'ny andro niakaran'Israely avy tagny amin'ny tany Egypta mandrak'androany ijao.Hevero ijany! Toroy hevitre ahay! Jakao anay ijay tokony hatao!''