1 line
355 B
Plaintext
1 line
355 B
Plaintext
\v 7 Laha nifoha mba handeha ilay Levita die nanery an'ajy hijanogna ny aban-ilay javavy, nagnova ny drafiny ijy noho ijany ary nadry tao indraike. \v 8 Tamin'ny andro fahadimy die nifoha aloha mba henga ijy, fa ilay iaban'nilay jajaviavy nijaka tamin'ajy hoe:''Tohano aloha ny tegnanao, ary mandiasa mandra-pihilagn'ny andro.'' Ary die nihinagna ijy roe. |