plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/30.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 30 Laha naharegne ny jakan'i Gala janak'i Ebeda abiaby i Zebola, manam-boninahitry ny tanana, die nirehitre ny haviignirany.\v 31 Nandefa irake tagny amin 'i Abimeleka ijy mba hamitahana, nagnano hoe: ''Io, Gala janak'i Ebeda sy ireo havany die ho avy agny Sekema, ary magnenga ny tanana hanohitre anao ijy.