1 line
395 B
Plaintext
1 line
395 B
Plaintext
\v 2 Hoy ijy tamin'dreo hoe: ino moa no vitako ankehitriny laha hoharina aminareo? Moa ve ny fagnangonam-boalobok'i Efraima tsy tsara loholoho mihôtre ny fambeleja-bôlobok'i Abiezera? \v 3 Andriamanitra efa nagnome fandresena anareo teo ankatrehan'ireo andrian'ny Midiana- die Oreba sy zeba! Ino moa no vitako mihôtre ijay vitanareo? Lefy ny havignirandreo tamin'ajy laha nijaka an'ijany ijy. |