plt-x-tanala_jdg_text_reg/21/20.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 20 Nandidy ireo lelahin'i Benjamina areo, nagnano hoe: '' Mandehana ka mivonia ary mandiasa ao amin'ny tanimbôloboke.\v 21 Mandiasa ny fotôgna ijay hivoahan'ireo jajaviavy avy agny Silo handihy, die ùivoaha malaky avy ao amin'ny tanim-bôloboke ka manambora vady avy amin'ireo jajaviavy avy agny Silo ny Kiraidraike aby aminareo, avy eo die mipodiana agny amin'ny tanin'i Benjamina.