plt-x-tanala_jdg_text_reg/20/47.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 47 fa lelahy eninjato no nihodigna ka nilefa tagny an'efitre, nenga agny amin'ny vatolampin'i Rimona. Nitoetre tagny amin'ny vatolampin'i Rimona nandritre ny efa-bolagna areo. \v 48 Nipody hanohitre ireo olon'i Benjamita ireo miaramilan'Israely ary nanafike sy nanmono an-dreo- ny tanàna manontolo, ireo biby fiompy, ary ireo raha abiaby ijay hitan-dreo. Norôn-dreo mandy koa ireo tanàna abiaby tegne amin'ny lalan-dreo.