1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 31 Nandeha ka niady tamin'ireo vahôke ny olon'i Benjamina, ary vôrôke niala ny tanàna areo. nanomboke namono ny saragny tamin'ireo vahôke areo. Teo amin'ny olon'Israely telopolo teo no maty tagny an-karegnana sy tegne an-dalagna. Ny raike tamin'ireo lalagna die niakatre nenga agny Betela, ary ny raike hafa die nenga agny Gibea. |