1 line
519 B
Plaintext
1 line
519 B
Plaintext
\v 22 ha mbola nampifaly ny fony areo, die nisy lelahy maromaro tao an-tanàna, lelahy tsy mendrike, magnodidigna ny tragno, namopoke ny varangaragna. Nijaka tamin'ilay lahy antitre, ilay tompon-tragno areo, nagnano hoe: ''Avoahy ilay lelahy ijay tonga ao an-dragnonao, fa hiara-mandry amin'ajy ahay. '' \v 23 Nivôke ilay lelahy, tompon-tragno, ary nijaka tamin'dreo hoe: ''Tsiary, ry rahalahiko, aja magnano ijao raha ratsy ijao tompoko! Satria vahiny ato an'dragnoko io lelahy io, ka aja magnano ijao raha fady ijao! |