1 line
408 B
Plaintext
1 line
408 B
Plaintext
\v 10 Fa ilay Levita tsy vognona ny hoandre. Niarigna ijy ary nenga. Nandroso nenga agny Jebosa ijy (Jerosalema ijany). Nanagna ampondra nisy lasely roe ijy_ary niarake tamin'ajy ny vadintsindranony.\v 11 Laha nagnakeky an'i Jebosa areo, die efa nadiva hifaragna ny andro, ary ilay mpanompo nijaka tamin'ny tompony hoe: ''Andao, andeha antsena hivily ao an-tanànan'ireo Jebosita ary hatory ao amin'ijany.'' |