plt-x-tanala_jdg_text_reg/18/19.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 19 Hoy areo tamin'ajy hoe: ''Mangigna! Atôvy eo amin'ny vavanao ny tagnanao ary andao hiarake aminay, ary ho abanay sy mpisorogna anay anao ve ny mpisorogna ho an'ny tragnon'ny lelahy raike, sa mpisorogna ho an'ny foko raike sy fianakaviam-be raike ao Israely?'' Faly ny fon'ilay mpisorogna. \v 20 Nalainy nilay efoda, ireo terafima, sy ilay sarin-draha vôsikotre, ary lasa nagnarake ny vahôke ijy.