plt-x-tanala_jdg_text_reg/18/09.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 9 Hoy areo hoe: ''Avia! Andao hanafike an-dreo! Efa hitanay ilay tany ary tena tsara ijany. tsy hagnano n'ino n'ino ve anareo? Aja mitaredretra hanafike sy hangala ilay tany. \v 10 Laha mandeha anareo, die ho tonga agny amin'ny vahôke ijay mihevitre fa tsy managna ahiahy areo, ary midadasike ilay tany! Nomen'Andriamanitra anareo ijany - die toerana raike ijay tsy ahitana tsy fahampiana ao amin'ilay tany.''