1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 5 Ilay lelahy hoe Mika die nanagna tragnon-tsampy ary nagnambotre efoda sy tokantragnon'ireo andriamanitra ijy, ary nagnakarama raike tamin'ireo janagny lahy ijy mba ho lasa mpisorogny. \v 6 Ary tamin'ireo andro ireo die tsy nisy mpanjaka tagny Israely, ary nagnano ijay marina teo imasony ny olo abiaby. |