plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/15.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 15 Nahita valagnoranon'ampondra vaovao i Samsona, ka nangala an'ijany ary namono arivo lahy tamin'ijany.\v 16 Ary Samsona nijaka hoe: ''Tamin'ny valagnoranon'ampondra no namonoako arivo lahy, isan'antontany aby.''