plt-x-tanala_jdg_text_reg/13/03.txt

1 line
525 B
Plaintext

Ni\v 3 seho tamin-draviavy ny anjelin'i Yaveh ka nagnano tamin'ajy hoe: ''Io ankehitriny, tsy afake nitoeran'anake anao, ary tsy namaitre, nefa hitoeran'anake anao ary hamaitre jajalelahy. \v 4 Ary Mitandrema mba tsy hinogna divay na raha finomina mahery, ary aja mihinagna raha maloto. \v 5 Ijao , hitoeran'anake anao ary hamaitre jajalelahy. Tsy hisy fangitre ampiasaina amin'ny lohany, satria Nazirita ho an'Andriamanitra lahatagny an-troke ny jaja, ary ijy no hanomboka hagnafake ny Israely eo An-tagnan'ireo Filistina.''