plt-x-tanala_jdg_text_reg/13/01.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 1 Nagano ijay ratsy teo imason'i Yaveh indraike ny vahôkan'i Israely, ka natolony teo an-tagnan'ireo Filistina nandritre ny efapolo taogna areo. \v 2 Nisy lelahy raike avy agny Zora, avy amin'ny fianakavian'ireo Danita, Manoa no agnarany.Tsy afake nitoeran'anake ny vadiny ka tsy namaitre ijy.