plt-x-tanala_jdg_text_reg/12/05.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 5 Nosamborin'ireo Gileadita ireo fitsahan'i Jordana menga agny Efraima. laha misy amin'ireo sisa velogna mijaka hoe: ''Abelao iaho hitsaka ny ranobe, ''die hijaka an'ajy ireo lehilahin'i Gileada hoe: Efraimita ve anao?'' laha mijaka ijy hoe: ''Tsiare'' \v 6 die hijaka amin'ajy areo hoe: ''tognony hoe: Shiboleta,'' ary laha mijaka ijy hoe ''Siboleta''(satria tsy nahay nanognona ilay jaka majava ijy) , die hosamborin-dreo Gileada ijy ary hovonoina eo amin'ny fitsahan'ny Jordana. Roa arivo sy efatre aligna ireo Efraimita novonoina tamin'ijany fotôgna ijany.