plt-x-tanala_jdg_text_reg/11/38.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 38 y ijy hoe: ''Mandehana.'' Nalefany nandritre ny roe volagna ijy. Die nandao an'ajy rajajaviavy, ijy sy ny fangoraham-pony, ka nitomagny ny maha-virijiny an'ajy tagny amin'ny tety.\v 39 Laha vita ny roa volagna die nipody tagny amin'iabany ijy, ijay nagnano tamin'ajy arake ny voady fampagnantenana ijay nataony. Ary tsy mbola niara-niandry tamin'ny lelahy ijy, ka lasa fomba fanao isan-taogna tao Israely \v 40 fa hamerigna hitantara ijany tantaran'ny janakavavin'i Jefta ilay Gileadita ijany, mandritre ny efatr'andro, ireo janakavavin'i Israely.