plt-x-tanala_jdg_text_reg/11/19.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 19 Ary Israely nandefa mpitondra hafatre tagny amin'i Sihona; mpanjakan'ireo Amorita; ijay nanjake tany Hesbona; hoy Israely tamin'ajy hoe' Miangavy, abelao ahay mba hiampita ny taninao menga agny amin'ny toerana ijay anay.' \v 20 Kanefa tsy natoky an'Israely hiampita ny faritaniny i Sihona. noho ijany die nangonin'i Sihona ny tafiny abiaby ary nafindrany tagny Jahaza ijany, ary tagny ijy no niady tamin'Israely.