plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/20.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 20 Notsofin'ireo vondrogna telo ireo trompetra ary novakiany ireo siny. Notagnan-dreo tamin'ny tagnana ankavia ireo fanilo ary tamin-ny tagnana ankavanagna koja ireo trompetra mba hitsofana an'ijany. Die nihiake mahare areo: '' Ny sabatr'i Yaveh sy Gideona.''\v 21 Nitsangagna nagnodidigna ny toby tamin'ny fidobohany aby ny lelahy abiaby ary nilefa ny miaramila Midiana abiaby.Die nangaingaike areo sady vaky lefa.