plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/12.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 12 Tafaran'ijany,die mbola nagnano ratsy teo imason'iYaveho indraike ireo Israelita, la nagnome hery an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita i Yaveh. \v 13 Nikambagna tamin'ireo Amona sy ireo Amaleka eglona, ďie nandeha areo ka nandresy ny an'Ysraely, ary nalain-dreo ho fanagnany ny Tanàn-drofia.m nalain-de. \v 14 Nanompo an'i Eglona mpanjakan'i Moaba nandritre ny valo ambin'ny folo taogna ny vahôkan'Israely.