plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/27.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 27 Tsy noroahin-dreo vahôkan'ny Manase ireo vahôke nitoetre tagny amin'ny tanàn'i Beta Sana sy ireo jana-bohiny, na Tanasa sy ireo ijay nonigna tagny Dora sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tao Ibleama sy ireo jana-bohiny, na ireo ijay nonigna tagny Megido sy ireo jana-bohiny, satria efa tapa-kevitre ny hitoetre amin'ijany tany ijany ireo Kananita. \v 28 Laha lasa natanjake i Israely; die noteren-dreo hanompo an-dreo tamin'ny asa mafy ireo Kananita, nefa tsy mbola nandrôke an-dreo tanterake areo.