plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/08.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 8 Niady tamin'ny tanànan'i Jerosalema ireo lelahin'i Joda ary nangala an'ijany. Nanafike an'ijany tamin'ny lelan-tsabatre areo ary nagnoro ny tanàna. Tafaran'ijany, nijotso hiady amin'ireo\v 9 Kananita ijay nitoetre tagny amin'ny tany agnambo, tagny Negeva, sy tagny andrefan'ny tety mitandavagna ireo lelahin'i Joda.\v 10 Nandroso nanohitre ireo Kananita ijay nidoboke tagny Hebrona i Joda (ny agnaran'i Hebrona teo aloha die i Kiriata Arba), ary nandresy an'i Sesay, Ahimana ary Talmay areo.