\v 33 Ary ny Midianita sy ny Amelikita ary ny olo abiaby avy agny antsignanana die niara-nivory. Nitsake an'i Jordana areo ary nitoby teo amin'ny lohasahan'i Jezirela.