\v 28 NIjaha teo an-kôke ijy - nijaha teo amin'ny makarakaran'ny hôke ny endrin'i Sisera ary nangaike mahare tamin'ny alahelo hoe: Nagnino no ela lôtre vao tonga ny kalesiny? Nagnino ny kitron'ny sôvaliny ijay mitarike ny kalesiny no mitaredretre?