\v 14 Avy tagny Efraima areo, ny fototran-dreo die agny Amaleka; nagnarake anareo ireo vahôkan'i Benjamina. Nijotso avy agny Makira ireo mpifehy, ary avy agny Zebolona ireo ijay mitondra ny tehign'ny manam-boninahitra.