\v 11 tenoy ny feon'ireo ijay mihira eo amin'ny tany fanondrahana. Agny no ilajan-dreo indraike ny fahamarinan'ny asan'i Yaveh, sy ny fahitsian'ny asan'ireo mpiadiny tany Israely. Avy eo die nijotso teo amin'ny vavahadin'ny tanana ireo vahokan'i Yaveh.