\v 1 Tamin'ijany andro ijany Debora sy Baraka janak'i Abinoama die nihira itoy hira itoy: \v 2 "Laha mitarike ireo mpitarike ao Israely, laha manolo-tegna am--pifaliana ho amin'ny ady ny vahôka die midera an'i Yaveh antsena!