\v 31 Tafaran'i Ehoda die i Samgara janake lahin'i Anata ijay namono olo 600 tamin'ny Filistina tamin'ny hajo fanindromana biby fiompe no mpitsara magnarake. Nagnafake an'i Israely tamin'ny loja mandy koa ijy.