\v 15 Laha nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'Israely, die nanandratre olo raike Yaveh hagnampy an-dreo, Ehoda janak'i Gera, Benjamita, lelahy kavia. Nandefa an'ajy niarake tamin'ny fandoavan-ketran-dreo, tagny amin'i Eglona mpanjakan'i Moaba ny vahôkan'i Israely.