\v 4 anafike ny lelahin'i Joda, ary nomen'i Yaveh an-dreo ny fandresena an'ireo Kananita sy ireo Perezita namono lelahy iray aligna tamin-dreo tagny Bezeka areo.\v 5 Nahita an'i Adonia Bezeka tagny Bezeka areo, ary niady tamin-dreo ka nandresy ireo Kananita sy ireo Perezita