\v 15 Lefa regn'i Gideona indraike ny filajana ny nofy sy ny fandikana an'ijany, die niankohoke nivavake ijy. Die nipody tao an-tobin'i Israely ijy ka nagnano hoe: '' Mifohaja! efa nomen'i Yaveh anareo ny fandresena ny miaramila Midiana.\v 16 Die nojarainy ho vondrogna telo ny telonjato lahy, ary nomeny trompetra sy siny Kiraidraike.