\v 5 saky ny miakatre areo sy ny biby fiompine ary ny lainy, die hôtrin'ny andiam-balala ny fiavin-dreo, ary tsy tambo isaina na ny olo na ireo ramevany. Nanafike ny tany mba hamotehana an'ijany areo. \v 6 Tena nampaosa an'ireo Israelita tokôtre ny Midiana hany ka nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'Israely.