\v 4 \v 5 Nanafike ny lelahin'i Joda, ary nomen'i Yaveh an-dreo ny fandresena an'ireo Kananita sy ireo Perezita namono lelahy iray aligna tamin-dreo tagny Bezeka areo. Nahita an'i Adonia Bezeka tagny Bezeka areo, ary niady tamin-dreo ka nandresy ireo Kananita sy ireo Prezita