\v 29 Jerobala, janake lahin'i Joasy, nandeha ka nidoboke tao an-dragnony.\v 30 Nanagna janake fitopolo lahy ijay taranagny i Gideona, satria maro vady ijy.\v 31 Ny vadintsindragnony, ijay tao Sekema, die namaitre jajalelahy tamin'ajy koa, ary Gideona nagnome ny agnarana hoe Abimelek.