\v 11 Nagnano ijay ratsy teo imason'i Yaveh ny vahôkan'i Israely ary nanompo an'i Bala areo. Nisarake tamin'ni Yaveh areo, ny \v 12 Andriamanitry ny rajan-dreo, ijay nitondra an-dreo nivôke avy tao amin'ny tany Egypta. Nagnarake ireo andriamanin-kafa areo, ireo tena andriamanitr'ireo vahôka ijay magnodidigna an-dreo, ary niankohoke tamin'ireo. Nagnetsike ny havigniran'i Yaveh areo satria \v 13 nisarake tamin'i Yaveh ary nanompo an'i Bala sy ireo Astarta