\v 9 ndevigna an'ajy tao amin'ny faritanin'ny tany nanendrena an'ajy tao Timnata-heresa areo, tao amin'ny tany ambon'i Efraima, avaratry ny tetin'i Gasa.\v 10 Ijany taranake abiaby ijany mandy koa die nangonina ho amin'ny rajagnan-dreo. Nisy taranake hafa nitombo tafaran-dreo ijay tsy nahafantatre an'i Yaveh na ijay namboariny tamin'ireo Israely.