\v 5 \v 6 Laha nandrehitra ny fanilo ijy, die namela ireo amboahaolo handeha egny amin'ny vary manirin'ireo Filistina, die samby norôn-dreo ny vary niangona sy ny vary naniry tegne an-karenagna, niarake tamin-dreo tanim-bôloboka sy ireo tanin' oliva. Nagnotany ireo Filistina hoe: ''Ija no nagnano ijao? Ija no nagnano ijao?'" Nojakaina tamin-dreo hoe: ''Samsona, ilay vinanto lahin'ilay Timnita, no nagnano ijao satria nangala ny vadin'i Samsona ilay Timinita ary nagnome an'ajy ho an'ny akamany. ''Die nandeha ireo Filistina ary nagnoro an'ajy sy ny abany.