\v 1 Hoy ireo lelahin'i Efraima tamin'i Gideona hoe : ''Ino ijao raha nataonao taminay ijao? Tsy nangaike anay anao laha nandeha niady tamin'ny Midiana. ''Nifamaly mahare tamin'ajy areo.