\v 24 tahy mihôtre noho ireo viavy abiaby i Jaela, Jaela (ilay vadin'i Hebera Kenita), vôtahy , mihôtre noho ny viavy abiaby ijay mitoetre ao an-day ijy. \v 25 Rano no nangatahin-dralelahy, ary ronono no nomeny an'ajy; nitondrany dibera teo am-bilia natokagna ho an'ny andriana ijy.