\v 21 faoke an-dreo ny ranoben'i Kisona, ilay ranobe fahagola, ilay ranoben'i Kisona. Mandrosoa fehijay ry fagnahiko, matanjaha! \v 22 Ary die nikatrokatroke by kitron'ilay sôvaly-mihajakajake, die ny fihajakajahan'ireo maheriny.