\v 3 Mitenoa, anareo mpanjaka! mifantoha, anareo mpitarike! Iaho, iaho die hihira ho an'i Yaveh; hihira fiderana ho an'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely iaho. \v 4 Yaveh, laha nivĂ´ke avy tagny Seira Anao,laha nandeha avy tagny Edoma anao die nihorohoro ny tany, ary nihovitrovitre koa ny lanitra; art ny rahogna nandatsake rano mandy koa.