\v 25 e nabôkany an-dreo ny lalagna menga ao amin'ny tanàna, ka die nanafike ny tanàna tamin'ny lelan-tsabatre areo, nefa navelan-dreo nenga ilay lelahy sy ny fianakaviany. \v 26 Avy eo die nenga agny amin'ny tanin'ireo Hetita ilay lelahy ka nanorigna tanàna ary nangehany hoe Lojy ijany, ijay agnarany mandrak'androany.