\v 1 afaran'i Abimeleka, Tola janak'i Poa janak'i Dodo, lelahy avy agny Isakara ijay nonigna tagny Samira, tagny amin'ny tany ambon'i Efraima, nitsangagna mba hagnafake an'Israely.\v 2 Nitsara ny Israely nandritre ny telo amby roapolo taogna ijy. Maty ijy ary nalevigna tagny Samira.